Auteur/autrice : Administrateur


Talata 21 septambra 2021 10 ora Fanokafana ny Fivoriambe amin’ny fomba ofisialy Famolavolana ny Lahadinika ataon’ny Birao Maharitra sy ireo Filoham-baomiera (Conférence des Présidents), miainga avy amin’ny volavolan–dahadinika atolotry ny Sekretera Mpanatanteraka   Alarobia 22 septambra 2021 09 ora Fanolorana Read more…


Ce jour, l’Ambassadeur britannique, SEM David Ashley a été reçu par le Président du CFM, Alphonse MAka, à son bureau à Ampefiloha. Entre autres, la réconciliation nationale a été au centre de débat. A la suite de la rencontre, les Read more…


Ny fifindra-monina any amin’ny Faritra Menabe no niompanan’ny fihaonana taminy roa tonta. Misedra olana, indrindra ny fahasimbana sy fahapotehana tokoa manko ny ala any amin’iny Faritra iny amin’izao fotoana izao, ka nahatonga ny tompon’andraikitra an’ny an-toerana mikatsaka ny vaha-olana rehetra Read more…


Le Président du CFM a fait une visite de travail dans plusieurs lieux de la Région Anosy et Celle d’androy, à savoir le district de Faradofay, Commune rurale de Faradofay, Commune rurale de Manambaro, District Amboasary, Commune de Tanandava, Amboasary, Read more…


Niravona ny olana eo @ foko Bara sy Androy taorian’ny disadisa tao anatin’ny 02 taona. Nisy ny “Titika fifampitokisana” teo @ foko 02 tonta ho marikin’ny fampihavanana, izay natao tany marontsiraka – Distrika’I Amboasary atsimo, androany. Tonga niatrika ny fampihavanana Read more…


Nisokatra androany (08.07.2021) ny fivoriana faharoa ny taona 2021 ny Mpikambana ato amin’ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy, izay notarihin’ny filohany MAKA Alphonse. Ny lanonam-panokafana dia natao tao amin’ny ivon-toerany tao Ampefiloha, ary nanomboka tamin’ny 10 ora. Iaraha-mahalala fa noho ny Read more…


Tohin’ny Fihaonan’ny delegasionan’ny Bianco, notarihin’ny Tale Jeneraliny, Laza Andrianirina tamin’ny CFM dia nihaona indray tamin’ireo mpikambana amin’ity andrim-panjakana ity ny iraky ny Bianco androany 23.03.2021. Ny fihaonana dia notarihin’ny filoha lefitra avy amin’ny faritany Toamasina, Rasolondraibe Jean-Jacques, ary natao tao Read more…


Fihaonana teo amin’ny Mpikambana ao amin’ny CFM sy ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa (androany 11.03.2021) tao amin’ny efi-trano fivorian’ireo Mpikambana ao amin’ity andrim-panjakana ity) Ity fihaonana ity dia tafiditra indrindra amin’ny fikarohambahaolana amin’ny krizy mihanta amin’ny Read more…

février 2025
L M M J V S D
 12
3456789
10111213141516
17181920212223
2425262728  

Visiteurs

0136024
Visit Today : 152
This Month : 358
Total Visit : 136024
Who's Online : 8