Fampihavanana ara-pomba Malagasy eo amin’ny mpomba ny Filoha Ravalomanana andaniny sy ny mpomba ny filoha Ratsiraka ankilany, izay notarihin’ny CFM. Ny delegasiona avy amin’ny CFM moa dia notarihin’ny Filohany MAKA Alphonse, notronon’ireo mpikambana maromaro tao amin’ity Andrimpanjakana ity, indrindra ireo Read more…
Auteur/autrice : Administrateur
Visite de courtoisie du Président du CFM a l’Ambassadeur de l’OIF (Organisation Internationale de la Francophonie), à son bureau à Ambohitsorohitra (15.06.2022) Le président du CFM, MAKA Alphonse, a été reçu par l’Ambassadeur de l’OIF, Leonard Emile OGNIMBA, à son Read more…
(Alarobia 8 jona 2022, teto amin’ny amin’ny Lapan’ny Fampihavanana Ampefiloha) Ny delegasiona ny FID notarihin’ny Tale jeneraliny, Jaona ANDRIANANTENAINA Ny CFM tarihin’ny Filohany MAKA Alphonse, ireo birao maharitra sy ny mpikambana maro. Ny fikatsahana ny fitoniana sy ny filaminana Read more…
Natao tao amin’ny Lapan’ny fihavanana Ampefiloha Izay notarihin’ny filohany MAKA Alphonse Tao anatin’ny kabarin’ny ny filohan’ny CFM dia nanoritra : « Tonga eo amin’ny fotoana andravonana ny asantsika rehetra nandritra izay 5 taona izay isika izao, na teto anivon’ny foibe na Read more…
PRESENTATON LE «SOATOAVINA MALAGASY» SOURCE D’APAISEMENT ELECTORAL Les crises qui se sont succédé à Madagascar sont généralement d’origine électorale, notamment du fait de la remise en cause de l’organisation électorale et des résultats de vote. Elles constituent Read more…
Vendredi 25.02.2022 à 10h, au siège de la CENI à Alarobia Une délégation du CFM conduite par son président Alphonse MAKA et composée de ses vice-présidents JEAN et Zalifa Bente SALIM, de ses porte-paroles Valisoa RAZAFIMAHATRATRA et Virginie RAZAFINDRAVOLA, a Read more…
BIRAON’NY BNGRC (Alakamisy 03.01.2022) FANOMEZANA : Vary makalioka 30 gony Fihaonana teo amin’ny tompon’andraikitry ny BNGRC, izay notarihin’ny Tale Jeneraliny, ny Jeneraly Elack Andriankaja sy ny mpikambana amin’ny CFM, notarihin’ny filohan’ity Andrim-panjakana ity, MAKA Alphonse, ireo mpikambana ao amin’ny birao maharitra Read more…
Colloque ho an’ny Faritra Anosy, teo ambany fitarihan’ny Filohan’ny CFM, MAKA Alphonse EPP RANOMAINTY – Amboasary Atsimo Fanolorana fanomezana amin’ny anaran’ny fitondram-panjakana, nataon’ny Filohan’ny CFM tany antoerana, ny 19 desembra 2021.
Ny solontenan’ny Vondrona mpanohitra (Groupe PANORAMA) ahitana ireo antoko mpanohitra maromaro dia tonga nihaona tamin’ny Filohan’ny CFM, MAKA Alphonse, ny Filoha lefitra avy any Toamasina, ny Jeneraly Jean-Jacques Rasolondraibe, sy ireo mpiara-miasa aminy. Nitondra fehinkevitr’izy ireo momba ny fanatsarana ny Read more…
L’Ambassadeur de l’Afrique du Sud, SEM SISA NGOMBANE, a été reçu par le président du CFM à son bureau ce jour. La rencontre a duré plus d’un tour d’horloge et la mise en œuvre de la réconciliation nationale a été Read more…