Auteur/autrice : FIACRE Sacha


Le Secrétaire Exécutif du CFM, Théogène RAJAONARIVELO, a honoré de sa présence la cérémonie d’ouverture de la première session ordinaire de l’Assemblée Nationale pour cette année 2023, ce mardi 02 mai 2023 à 11 heures, au Palais de Tsimbazaza.


24 avril 2023 : Lanonam-panokafana ny HERINANDRON’NY KARATANY HO AN’NY MALAGASY Natao teo Analakely anoloan’ny Lapan’ny Tanana. karakarain’ny Ministeran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Fananan-tany, ny 24-25-26 Aprily 2023, Parvis Analakely, ary ny 27,28 Aprily 2023, Topo Anosy. Nasaina hisolo tena Read more…


Les journées du 04 et 05 mai 2022 ont été studieuses pour le personnel permanent et les membres de cabinet au Conseil du Fampihavanana Malagasy car elles ont été pour en apprendre de la lutte contre la corruption à Madagascar. Read more…


Sous l’égide de son Président, Alphonse MAKA, la cérémonie de clôture a eu lieu ce jour à 10h, au Palais du « Fampihavanana », Ampefiloha. Durant son allocution, le Président Alphonse MAKA a souligné que : « redynamiser le processus afin d’atteindre l’objectif de Read more…


Ny hevitry ny Filohan’ny CFM momba ny raharaha « tract » mandranitra adim-poko, miparitaka any amin’ny Faritra Atsimo, ao an-tananan’ny Toliara indrindra indrindra : Tato anatin’ny fotoana vitsivitsy izay dia misy ny antsoikoa hoe « virus » ny fanavakavahana te hiditra eto amintsika. Miseho Read more…


FIVORIAMBE ARA-POTOANA TELOVOLANA VOALOHANY TAONA 2022  


Le Professeur Roger ANDRIANASOLO Le Professeur Roger ANDRIANASOLO est Grand Officier de l’Ordre National Malagasy. Ancien Ministre de la Recherche Scientifique Appliquée au Développement, éminent Membre du Conseil du Fampihavanana Malagasy depuis sa création en 2017, son départ a laissé Read more…


  Tsy tokony ho tafiditra ao anatina raharaha krizy politika intsony ny manamboninahitra fa hijoro ho teknisiana hampandroso ny firenena, hoy ny filohan’ny CFM, nandritra ny fankalazana ny andron’ny manamboninahitra, tetsy @ foibeny, Ampefiloha, io maraina io. Horakoraka, poa-basy lavareny, Read more…


CFM (24.12.2021) Noho ny fahatongavan’ny Asaramanitra 2021, ny Filohan’ny CFM, MAKA Alphonse sy ireo Mpikambana ao aminy ary ireo mpiara-miasa rehetra dia nifampizara nofon-kena mitam-pihavanana. Tsy nisy diso anjara ny rehetra fa samy nandray ampifaliana sy tao anatin’ny lalantsaina « Fihavanana » Read more…


Ry Malagasy mpiray tanindrazana, Afaka fotoana fohy isika dia hiatrika ny fifidianana Ben’ny Tanàna sy mpanolo-tsaina ny tanana, fifidianana ho marikin’ny demokratia sy ny fitsinjaram-pahefana, koa manentana antsika mpiray tanindrazana rehetra hanefa ny adidintsika amin’izany fotoan-dehibe izany. Manaraka izany tsy Read more…

février 2025
L M M J V S D
 12
3456789
10111213141516
17181920212223
2425262728  

Visiteurs

0135954
Visit Today : 82
This Month : 288
Total Visit : 135954
Who's Online : 7