Tsy tokony ho tafiditra ao anatina raharaha krizy politika intsony ny manamboninahitra fa hijoro ho teknisiana hampandroso ny firenena, hoy ny filohan’ny CFM, nandritra ny fankalazana ny andron’ny manamboninahitra, tetsy @ foibeny, Ampefiloha, io maraina io. Horakoraka, poa-basy lavareny, Read more…