Mois : janvier 2022


Le Professeur Roger ANDRIANASOLO Le Professeur Roger ANDRIANASOLO est Grand Officier de l’Ordre National Malagasy. Ancien Ministre de la Recherche Scientifique Appliquée au Développement, éminent Membre du Conseil du Fampihavanana Malagasy depuis sa création en 2017, son départ a laissé Read more…


  Tsy tokony ho tafiditra ao anatina raharaha krizy politika intsony ny manamboninahitra fa hijoro ho teknisiana hampandroso ny firenena, hoy ny filohan’ny CFM, nandritra ny fankalazana ny andron’ny manamboninahitra, tetsy @ foibeny, Ampefiloha, io maraina io. Horakoraka, poa-basy lavareny, Read more…


Colloque ho an’ny Faritra Anosy, teo ambany fitarihan’ny Filohan’ny CFM, MAKA Alphonse EPP RANOMAINTY – Amboasary Atsimo Fanolorana fanomezana amin’ny anaran’ny fitondram-panjakana, nataon’ny Filohan’ny CFM tany antoerana, ny 19 desembra 2021.


CFM (24.12.2021) Noho ny fahatongavan’ny Asaramanitra 2021, ny Filohan’ny CFM, MAKA Alphonse sy ireo Mpikambana ao aminy ary ireo mpiara-miasa rehetra dia nifampizara nofon-kena mitam-pihavanana. Tsy nisy diso anjara ny rehetra fa samy nandray ampifaliana sy tao anatin’ny lalantsaina « Fihavanana » Read more…