Talata 21 septambra 2021 10 ora Fanokafana ny Fivoriambe amin’ny fomba ofisialy Famolavolana ny Lahadinika ataon’ny Birao Maharitra sy ireo Filoham-baomiera (Conférence des Présidents), miainga avy amin’ny volavolan–dahadinika atolotry ny Sekretera Mpanatanteraka Alarobia 22 septambra 2021 09 ora Fanolorana Read more…
Mois : septembre 2021
Ce jour, l’Ambassadeur britannique, SEM David Ashley a été reçu par le Président du CFM, Alphonse MAka, à son bureau à Ampefiloha. Entre autres, la réconciliation nationale a été au centre de débat. A la suite de la rencontre, les Read more…
Ny fifindra-monina any amin’ny Faritra Menabe no niompanan’ny fihaonana taminy roa tonta. Misedra olana, indrindra ny fahasimbana sy fahapotehana tokoa manko ny ala any amin’iny Faritra iny amin’izao fotoana izao, ka nahatonga ny tompon’andraikitra an’ny an-toerana mikatsaka ny vaha-olana rehetra Read more…