Ianjadian’ny KERE any Atsimo, teny amin’ny BNGRC, ny Alatsinaina faha-9 Novambra 2020 Taorian’ny ANTSO AVO ho amin’ny Firaisankinam-pirenena izay nataon’ireo Mpikambana ao amin’ny « Conseil du Fampihavanana Malagasy », ny 30 oktobra 2020 lasa teo, izay mahakasika ny haintany vokatry ny fiovaovan’ny Read more…