FIHAONANA CFM – FEDEP (Fédération des ex-détenus politiques) Ny zoma (023.10.2020) teo no noraisin’ny CFM, ireo mpikambana ao amin’ny FEDEP izay notarihin’ny Filohany. Ny andaniny avy amin’ny CFM dia notarihin’ny Filohany, MAKA Alphonse, ny filoha lefitra avy an’ny Toamasina, Read more…