Atrikasa CFM Ambovombe. Lohahevitra: “Fihavanana sy ny Fandriampahalemana“. tao amin’ny lapan’ny paroasy sacre coeur. nisy vaomiera 02 nandinika ny vahaolana momba ny fandriampahalemana sy ny vahaolana isorohana ny tsy fandriampahalemana.