fizarana solom-pen’akoho teto amin’ny CFM 23 desambra 2022

Tontosa ny zoma faha 23 desambra 2022 teo ny fizarana solom-pen’akoho teto amin’ny CFM. Niavaka kely moa izany tamin’ity indray nandeha ity, satria akoatra ny fizarana nahazatra dia nisy ihany koa ny fiarahana nikorana sy nisotrosotro niarahan’ireo mpiasa izay no tarian’ny Andriamatoa Sekretera Mpanatanteraka.

décembre 2022
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031  

Visiteurs

0136066
Visit Today : 194
This Month : 399
Total Visit : 136066
Who's Online : 15