Talata 21 septambra 2021
10 ora
- Fanokafana ny Fivoriambe amin’ny fomba ofisialy
- Famolavolana ny Lahadinika ataon’ny Birao Maharitra sy ireo Filoham-baomiera (Conférence des Présidents), miainga avy amin’ny volavolan–dahadinika atolotry ny Sekretera Mpanatanteraka
Alarobia 22 septambra 2021
09 ora
- Fanolorana sy fandaniana ny Lahadinika
- Tatitra samihafa ialohavan’ny teny fampidirana ataon’Andriamatoa Filoha
- Tatitra mikasika ireo Sahan’asa lehibe (Grands Chantiers)
- Tatitra ataon’ny Mpikambana tsirairay isaky ny Faritra, mikasika ny fanatanterahana ny toromarika (directives) nalefa tamin’izy ireo, ary ireo asa samihafa natao tany ifotony, nandritra ny telovolana farany (jolay-aogositra-septambra)
Alakamisy 23 septambra 2021
09 ora: Tohin’ny Tatitra ataon’ny Mpikambana
Zoma 24 septambra 2021
09 ora: Asam-baomiera
Alatsinainy 27 septambra 2021
09 ora: Tohin’ny asam-baomiera
Talata 28 septambra 2021
09 ora : Fanapahan-kevitra amin’ny asam-baomiera
Alarobia 29 septambra 2021
- ora :
- Tatitra ataon’ny Sekretaria Mpanatanteraka
- Raharaha “Toliara”
Alakamisy 30 septambra 2021
09 ora : Dinika ho fisorohana izay mety ho disadisa amin’ny fifidianana ho avy (fanasana vahiny iray)
Zoma 1er oktobra 2021
09 ora : Dinika ho fisorohana izay mety ho disadisa amin’ny fifidianana ho avy (fanasana vahiny iray hafa)
Alatsinainy 04 oktobra 2021
09 ora : “Team-building”
Talata 05 oktobra 2021
09 ora : Tohin’ny “Team building”
Alarobia 06 oktobra 2021
09 ora: Tohin’ny “Team building”
Alakamisy 07 oktobra 2021
- ora
- Fanapahan-kevitra mikasika ny Paika ho fampiharana ny vokatra azo avy amin’ny “Team building”
- Samihafa
Zoma 08 oktobra 2021
10 ora : Lanonana famaranana