ATRIK’ASA NATAON’NY CFM TAO AMBOVOMBE NY 16/12/2019
Atrikasa CFM Ambovombe.
Lohahevitra: “Fihavanana sy ny Fandriampahalemana“. tao amin’ny lapan’ny paroasy sacre coeur. nisy vaomiera 02 nandinika ny vahaolana momba ny fandriampahalemana sy ny vahaolana isorohana ny tsy fandriampahalemana.